|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 njay |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay) 2) Hampiseho fanenenana: Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay).
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 4 anjy, 5 inja, 6 jany, 7 jina, 8 njay, 9 njia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|