|
|
|
|

Teny iditra1 ngoso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin' ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4an oath; swearing by.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13 ngoso, 14 songo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19