|
|
|
|

Teny iditra1 ngorongosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina vokatry ny tsy fandehanan' ny ranonafero amin' ny falehany fa mihanaka eran' ny tena, ka manjary vonivony ny hoditra ary mangidihidy, vonivony ny maso ka pahimpahina ary vonivony hatramin' ny fivalanandrano, nefany fivalanana kosa fotsifotsy vasobasoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4jaundice. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [ngoronGOry] 5la jaunisse. [1.3]
6jaunisse. [1.54, 1.8]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12