|
|
|
|

Teny iditra1 ngoly
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4benumbed, torpid from cold or a blow.
5Comp.
6voly. [1.2]
7numb from cold or from a blow or from sitting still. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8engourdi. [1.3#453]
9transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité. [1.8]
Ohatra  10 Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy. [2.470#]
11 Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  15 lingo, 16 longy, 17 ngilo, 18 ngoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19