|
|
|
|

Teny iditra1 ngiri-maso
Singan-teny  2ngirina, 3maso
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka..
6Hirohiro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7having one eye nearly closed.
8having an eye deformed. [1.2]
Voambolana  9 Fahasalamana
Tovy hevitra  10ngirina

Fivaditsoratra  11 misangory, 12 ngiri-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12