|
|
|
|

Teny iditra1 ngalingaly
Fototeny  2ngaly
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4mainty manganohano, maizimaizina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5intensely black, dark.. [1.2]
Ohatra  6 Tsy mahagaga raha ngalingaly avokoa izy rehetra tompon-tany. [2.471]
Tovy hevitra  7ngaly

Fivaditsoratra  8 ilangilang, 9 langilangy, 10 ngalingaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12