|
|
|
|

Teny iditra1 nenitoa
Singan-teny  2neny, 3toa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny fiantsoana ny zokiny indrindra amin' ny rahavavin' ny reny niteraka na ny anabavin' ny ray nateraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the eldest aunt, an aunt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7tante, tante ainée. [1.8]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  9 anetony, 10 anteony, 11 ientano, 12 nenitoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12