|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ndriako |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jereo Indry sy indriako).
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4ndry |
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 6 Kidrona, 7 kondray, 8 ndriako, 9 ondrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|