|
|
|
|

Teny iditra1 natoina
Fototeny  2nato
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Nolokoana tamin' ny hodi-nato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be dyed red with the nato dye.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on teint avec l'écorce de nato. [1.196]
Ohatra  7 Raha tsy mahita jaky mena dia landy natoina no atao, ary tsy maintsy vitaina amin'io andro io ihany. [2.588#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anatony, 13 anontay, 14 antoany, 15 atanino, 16 atônina, 17 itonana, 18 natoina, 19 taonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12