|
|
|
|

Teny iditra1 naotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4primitive root of ranaotra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5belle-soeur, beau-frère. [1.54]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7ranaotra

Fivaditsoratra  8 anotra, 9 atrano, 10 naotra, 11 noatra, 12 rotana, 13 tanora, 14 tarona, 15 torana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12