|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 naomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny enti-milaza filaharana amin' ny zavatra maro tanisaina; nomerao na laharana faha- no fampiasa sy fiteny ankehitriny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an ordinal number.
5Compare isa. 6The above word is mostly employed in numbering off soldiers, or in announcing numbers of tunes, and in such cases a corruption of the English one, two, or three, etc. 7is joined to it.. [1.2] |
| Voambolana | 8 Matematika: rafitrisa |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 ambano, 11 anambo, 12 banoma, 13 manabo, 14 naomba, 15 ombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|