|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nantsonantsona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Habasiambavan' olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 12 kamentsona, 13 karijo, 14 nentsonentsona, 15 pentsompentsona, 16 taria, 17 tsaotsaombava, 18 vatsavatsa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|