|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nakahy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
3le mien.
[Tankarana]
[1.19] |
| Ohatra |
4 Ndre ampanjaka, ndre maty vity, ndre maty maso, ndre marary, ndre ny matoe, ndre ny tsaiky, jiaby niany ty mihina amy traho nakahy any.
[2.150]
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 6 hakany, 7 hany ka, 8 hinaka, 9 nakahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|