|
|
|
|

Teny iditra1 naitrara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tenan-javatra ao anatin' ny asidra iray, fampiasa hanaovana zezika tsara fa manome azoty ny zavamaniry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4nitre. [1.2]
Voambolana  5 Simia

Fivaditsoratra  6 iratrana, 7 naitrara, 8 ratraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12