|
|
|
|

Teny iditra1 mpively
Fototeny  2vely
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui bat, qui sonne, qui dépique. [1.3]
5batteur (vary, vy, amponga...). [1.66.fr#80]
6frappeur. [1.66.fr#434]
Ohatra  7 Nahavelona ny fiaretan-tory ny mpitsoka sodina sy ny mpively amponga sy langorony. [2.270#]
8 Ary ny mpively amponga dia mively eo an-daniny ao ihany handihizan' ny mpitsena sy ny tsenaina. [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12