|
|
|
|

Teny iditra1 mpitsoa-ponenana
Singan-teny  2mpitsoaka, 3fonenana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty. [1.1]
6olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7réfugié. [1.13]
Voambolana  8 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12