|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpitsoa-ponenana |
| Singan-teny | 2mpitsoaka, 3fonenana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty.
[1.1] 6olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7réfugié.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|