|
|
|
|

Teny iditra1 mpitantara
Fototeny  2tantara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui raconte. [1.3#677]
5conteur, traditioniste. [1.5#283]
Ohatra  6 Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528#]
7 Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508#]
8 Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588#]

Fivaditsoratra  9 mpanatitra, 10 mpanitatra, 11 mpitantara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12