|
|
|
|

Teny iditra1 mpitandrina
Fototeny  2tandrina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a caretaker; a clergyman. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6intendant; pasteur. [1.8]
Ohatra  7 Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378#]
8 Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366#]
Kamban-teny rehetra  9fitokanana mpitandrina
Lahatsoratra  10Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08