|
|
|
|

Teny iditra1 mpisotro
Fototeny  2sotro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fatra-pitia misotro toaka na divay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a drinker, a drunkard. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6buveur, ivrogne. [1.8]
Ohatra  7 Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369#]
8 Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270#]
9 Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472#]
Kamban-teny rehetra  10mpisotro ronono
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02