|
|
|
|

Teny iditra1 mpisahala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3mpitsara, mampirindra, mpanelanelana, elanelam-panahy: Aza manao mpisahala mitahy anake (Aza mba manao mpanelanelana miaro ny zanany tsara miangatra). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 halampasy, 5 mpilahasa, 6 mpisahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12