|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpiompy |
| Fototeny | 2ompy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a cattle raiser, a stockman.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6éleveur.
[1.8] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fiompiana |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|