|
|
|
|

Teny iditra1 mpino
Fototeny  2ino
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5le croyant, les fidèles. [1.3#281]
Voambolana  6 Fivavahana
Mpanahaka  7 mpivavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12