|
|
|
|

Teny iditra1 mpihady
Fototeny  2hady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui creuse, qui extrait, qui examine. [1.3]
Ohatra  5 Ny olona manam-bola, manarama mpihady voanjo. [2.472]
Kamban-teny rehetra  6mpihady vodirindrina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08