|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mpifana~
Sokajin-teny  2 tovona [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)3 mpifana
Fototeny  4fana
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny anglisy  6a woman just confined. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7celle qui se tient chaud dans l'alcôve. [1.3#143]
8nom qu'on donne aux femmes en couches. [1.196]
Ohatra  9 Ny mpifana sy ny zazakely no kelezany aina mafy ny hamparary azy. [1.353#]
10 Ary mandra-pahatapitry ny herinandro, dia asiana afo tsy tapaka eo akaikin' ny mpifana. [2.857#]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 fampañy, 14 fampi~na, fampina, 15 fanampy, 16 mpanafy, 17 mpifana~

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03