|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpifady |
| Fototeny | 2fady |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Celui qui s'abstient.
[1.3#135] |
| Ohatra |
5 Eo am-pisakafoana indray, dia tsaroako ihany koa izy, fa izy no mpisotro ny anjara divaiko: na dia tsy isan'ny mpikambana amin'ny mpifady zava-pisotro mahamamo aza mantsy aho dia tsy nanendry toaka na divay.
[2.1011#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|