|
|
|
|

Teny iditra1 mpiarakandro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3mpiandry omby: Mpiarakandro vao ka jendan'aombe mangetotre (vahiny ny fiandrasan'omby ka mihomehy omby mangetotra). [Tanala] [1.78]
4mpiandry omby. [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12