|
|
|
|

Teny iditra1 mpanova
Fototeny  2ova
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fanapahana na fanohizana olika ara-aratra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5commutateur. [1.13]
Ohatra  6 Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka [2.366#]
Voambolana  7 Fizìka
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 7 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08