|
|
|
|

Teny iditra1 mpanotra
Fototeny  2otra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui masse. [1.3#472]
5(de otra : action de masser, de frictionner).
6Empirique qui guérit les entorses, les foulures, en faisant principalement des frictions et des massages.
7C'est aussi lui qui soigne les adénites cervicales en y imposant les mains.
8Voir odi-hanatra.. [Merina] [1.196]
Ohatra  9 Ho avy eo ny mpanotra sy ny mpimasy sy ny mpisikidy. [2.528#]
10 Nolazain'ny mpanotra fa tsy ho sitrana mihitsy io raha tsy tapahina sao lo ka mitarika hahafaty azy, dia nofaranana mihitsy ny sandrin'i Fandravaka kely. [2.895#]
Voambolana  11 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12