|
|
|
|

Teny iditra1 mpanompo
Fototeny  2tompo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Olona miasa ho an' olona, manao raharahan' olona, ka mahazo karama na tsia. [1.1]
5mpiasa sy irakiraka ao antrano. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6valet. [1.13]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02