|
|
|
|

Teny iditra1 mpanohariana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antokon' olona manohitra ny fiovana izay tian' ny antoko iray eo amin' ny fahefana hatao, ka mitetika ny hamerina indray ny fomba narahina teo aloha. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12