|
|
|
|

Teny iditra1 mpankasitraka
Fototeny  2sitraka
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka. [2.298]
5 Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha". [2.472]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02