|
|
|
|

Teny iditra1 mpanjaitra
Fototeny  2zaitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no ataony antom-pivelomana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a tailor, a seamstress. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6tailleur, modiste. [1.8]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02