|
|
|
|

Teny iditra1 mpanivo
Fototeny  2ivo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mamonjy ny afovoan' ny lafy mifanandrify amin' io tendro io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5médiane. [1.13]
Voambolana  6 Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12