|
|
|
|

Teny iditra1 mpanimba
Fototeny  2simba
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4mpandrava efa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5destructeur. [1.13]
Ohatra  6 Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo? [2.445#]
7 Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. [2.643#]
8 Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. [2.424#]

Fivaditsoratra  9 mpanamby, 10 mpanimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12