Teny iditra | mpañijà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mpanana omby, mpanao dabokandro: Mandremandre ny mpañijà ko somatoto ny mpila holatse (Miadana ny mpanana omby ka vezika ny mpaka holatra) [1.78] | |
Fivaditsoratra | mpañijà, paminja |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |