|
|
|
|

Teny iditra1 mpangoron-karena
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4capitaliste.
5mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux. [1.13]
Voambolana  6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12