|
|
|
|

Teny iditra1 mpandray
Fototeny  2ray
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4Celui qui saisit, qui admet, qui reçoit. [1.3#500]
5récepteur. [1.13]
Ohatra  6 Hianareo kosa ho mpandray ny voriona. [2.346#37]
7 ly aza dia tonga mpandray tao Amparibe. [2.649#]
8 Mizara roa lehibe ny mpandray anjara amin'ny Harivolana dia ny mpiteny sy ny mpanatrika. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 mpandray, 11 mpiandra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08