|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpandrafitra |
| Fototeny | 2rafitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a carpenter..
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6charpentier, menuisier..
[1.8] |
| Ohatra |
7 mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy
[2.332#]
8 Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo. [2.472#] |
| Mpanahaka | 9 mpandrafibato |
| Kamban-teny rehetra | 10mpandrafi-bato |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 12Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 13 mpandrafitra, 14 mpandrifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|