|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mpanazava
Fototeny  2zava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui éclaire. [1.3#870]
Ohatra  5 Masoandro sy volana mpanazava izay maizina. [2.245#]
6 Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana. [2.587#]
Kamban-teny rehetra  7visy mpanazava

Teny iditra (2/2)8 Mpanazava
Sokajin-teny  9 anarana (fikambanana)
Fanazavàna teny frantsay  10Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes. [3.1]
Voambolana  11 Fikambanana

Fivaditsoratra  12 mpanazava, Mpanazava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02