|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanazary |
| Fototeny | 2hazary |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4celui qui ensorcelle.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Rona, zafin-dRavazimbabe no mpanazary voalohany.
[2.508]
6 Ny anankiray farany, mpanazary nalaza, hono, io, no sahy ady. [2.472] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|