|
|
|
|

Teny iditra1 mpanarina
Fototeny  2arina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4olona anakinana ny fanamboarana ny zaitra tsy mety. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5Celui qui met d'aplomb, nivelle, redresse. [1.3#62]
Ohatra  6 nefa toa raiki-tapisaka amin''ny tany nandavoana azy, tsy misy mpanarina ary tsy misy mpamaly mandra-maty! [2.296#]
Voambolana  7 Toe-karena: zaitra
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02