|
|
|
|

Teny iditra1 mpanaratsy
Fototeny  2ratsy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Celui qui dénigre, le calomniateur. [1.3#516]
Ohatra  5 Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo. [2.508#]
6 Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina. [2.643#]

Fivaditsoratra  7 mpanaratsy, 8 mpanisatra, 9 mpisatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12