|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mpanapaka
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4a governor, a ruler. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5gouverneur. [1.8]
Ohatra  6 Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony; [2.59#]
7 taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; [2.69#]
8 Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! [1.237#]
9 tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. [2.285#]

Teny iditra (2/2)10 mpanapaka
Fototeny  11tapaka
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13interrupteur. [1.13]
Voambolana  14 Fizìka
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08