|
|
|
|

Teny iditra1 mpampita
Fototeny  2ita
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4relais, conducteur. [1.13]
Ohatra  5 Tsaroany tsara izany izy fahiny kamolahy sy tendan-kanina mpalokaloka ambany trano bongon' ny mpampita lakana! [2.470#]
6 Tsy ampy toy inona anefa dia tamy ny mpampita ombintsika, ka namikitra tamin' ny tongotr' omby aho, dia tafita soa aman-tsara. [2.69#]
7 Raha mahatsiaro tena ho valalanina amin' ny fitaninana andro sy ny resadresa-poana izany izy, dia indro mandray ny tehin-dakana ka manampinampy ny mpampita sy ny ampitaina. [2.470#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08