Teny iditra | mpampanoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany [1.1] | |
Fivaditsoratra | ampañompa, mpampanao, mpampanoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |