|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpampandroso |
| Fototeny | 2roso |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana.
[2.472]
5 Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|