|
|
|
|

Teny iditra1 mpampahory
Fototeny  2ory
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Hita indraindray aza, amin' ny tarehin-javatra iray voatondro, no mivadika ny rasa, ka ilay mpampijaly no mandray ny toeran' ilay nampijalina izay mba tonga mpampahory indray: [2.472]
Haiendriteny 
5 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29