|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpamonjy |
| Fototeny | 2vonjy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo.
5Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|