|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpamerin-drà |
| Singan-teny | 2mpamerina, 3ra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mpamerindra]
5Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena).
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Mpanahaka | 7 mpanelira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|